Tantaran' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany

Joseph Smith

Ity tantaran' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany ity dia mizara vanimpotoana telo lehibe:

  • (1) ny tantara nandritra ny fahaveloman' i Joseph Smith izay iraisana amin' ny ankamaroan' ireo fiangonanan' ny Hetsika Olomasin' ny Andro farany hafa sy
  • (2) ny vanimpotoan' ny mpisava lalana teo ambany fitarihan' i Brigham Young sy ny mpandimby azy nandritra ny taonjato faha-19 ary
  • (3) ny vanimpotoana nanomboka tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20 izay nampitsaharana ny fampirafesana.

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Tubidy